Entry mampisongadina (songadina)
Part of speech active verb
Explanations in French Mettre en relief, ou en exergue; concrétiser [1.13]
Examples 
1izany ny rafitra mampisongadina ny vahoaka entina sy ny mpitondra. [2.445]
2manoritra dia manamarika no heviny, mampisongadina mazava, maneho eo anatrehan' ny be sy ny maro. [2.606]
3Mampisongadina tsara an'izany toe-tsaina izany ny fandrarana ny fahitalavitra Viva tsy handefa fandaharana, taorian'ny fandrarana tena tsy amin'antony koa radio na fandaharana amina radio maro tato anatin'ny taona faramparany. [4.27]
Morphology 
Present : mampisongadina
Past : nampisongadina
Future : hampisongadina

Updated on 2023/01/20