Entry mampirodana (rodana)
Part of speech active verb
Examples Kanefa ny lalàn-pitondrana avoakany na tadiaviny havoaka raha vao tonga eo amin' ny fahefana izy dia voakendry hampirodana tsirairay ireo andry ijoroan' ny maha-firenena ny firenena. [2.503]
Morphology 
Present : mampirodana
Past : nampirodana
Future : hampirodana

Updated on 2020/07/31