Entry mampiketrona (ketrona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mahatonga fivalombalonana amin' ny tarehy: Ny hahiazana koa mampiketrona ny tarehy fa tsy ny fahanterana ihany akory [1.1]
Morphology 
Present : mampiketrona
Past : nampiketrona
Future : hampiketrona

Updated on 2023/01/05