Entry mampiketraka (ketraka)
Part of speech active verb
Examples amin' ny toa ireny, tsy misy afa-mampiketraka ny safidiny sy ny finiavany, ary ny mihenjana hatramin' ny fara sento no inoany amin' izay fa laha-Janahary! [2.296]
Morphology 
Present : mampiketraka, mampiketrak', mampiketra-
Past : nampiketraka, nampiketrak', nampiketra-
Future : hampiketraka, hampiketrak', hampiketra-

Updated on 2023/01/20