Entry mampihoron-koditra (horo, hoditra)
Part of speech locution
Explanations in French Donner la chair de poule [3.1]
Examples 
1Nanonofy ratsy indray izy dia nofy faran'izay mampihoron-koditra indrindra. [2.895]
2Feo mampatahotra sy mampihoron-koditra no antsain' ny zava-boahary ao anatin' ny alina. [2.471]
3Ary moa tsy mampihoron-koditra ve ny mijery tovolahy, vao vaky maso, nefa mianjonanjona amin' ny fotsy volo? [2.285]

Updated on 2020/07/31