Entry mampihohoka (hohoka)
Part of speech active verb
Explanations in English To place with the face or the opening down [1.7]
Explanations in French Mettre avec l'ouverture en bas, la bouche en-dessous [1.8]
Examples Indro, Jehovah mahafoana ny tany ka mahalao azy ary mampihohoka azy ka manely izay mponina ao aminy. [2.996]
Morphology 
Present : mampihohoka
Past : nampihohoka
Future : hampihohoka

Updated on 2022/09/06