Entry | 1 mampifampi~ |
Part of speech | 2 prefix |
Explanations in Malagasy |
3 Tovona fanaovana matoantenin' ny "mpampanao asa ifanaovan' olona roa" ho an' ny mt manomboka amin' ny mi-, enti-milaza olona manasa olona roa na maro hifamaly asa: Mampifampiteny: Tsy nifandray mihitsy izy mirahavavy fa reniny vao nampifampiteny azy [1.1] |
Updated on 2020/07/31 |