Entry | 1 mampidi-doza |
Elementary words | 2 mampiditra, loza |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] mampahita loza, mamohehatra 5 [1.13] mety hiteraka loza raha tsy misy fitandremana |
Explanations in French |
6 [1.13] dangereux |
Examples |
7 Ny fanapahan-dalana anefa no matetika mampididoza. [2.117#] 8 Fa izahay ankizy hono, tsy mahazo mandrehitra fa sao mampididoza. [2.332#] 9 Fa, mba tsy hisiana zavatra mampididoza, tamin' ny voalohandohany, lefona tsy nisy lela no nampiasaina. [2.270#] |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word mampidi-doza |
Updated on 2023/02/21 |