Entry mampiantso (antso)
Part of speech active verb
French definition  [Abinal 1888]
Morphology 
mampiantso
mampiantson'
mampiantson-
mampiantsom-
nampiantso
nampiantson'
nampiantson-
nampiantsom-
hampiantso
hampiantson'
hampiantson-
hampiantsom-
mampiantsoa
Examples 
1Nampiantso sy mampiditra ny manamboninahitra [Dox: Amina]
2Koa raha misy fifanolanana ao an-tanàna dia mampiantso ny roa tonta ny Filoha. [Razafiarivony: Harivolana, page 111]
3Tsy maninona ary, hoy izy, fa rahefa tonga any Antananarivo aho mampiantso an' ialahy. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 86]

2018/08/05