Entry mampiangona (angona)
Part of speech active verb
Explanations in French  [1.3]
Examples Ary raha mampiangona rahona eo ambonin' ny tany Aho, ka hita eo amin' ny rahona ny avana, Ka rahefa hampiangona rahona ambonin' ny tany aho, dia hiseho eo amin' ny rahona ny avana. [2.996]
Morphology 
Present : mampiangona
Past : nampiangona
Future : hampiangona

Updated on 2020/07/31