Entry mampiandry (andry)
Part of speech active verb
Explanations in French Faire attendre, faire garder [1.3]
Examples 
1Anaka, aza manala fivelomana ny mahantra; ary aza mampiandry maso ny tsy manana. [2.996]
2Telin' ny mpandahatra sy ny mpihaino ery ilay mampiandry sy ilay miandry ny fiantefan'ny " onja " : Ovy haniry, tsy tam-bato; [2.299]
Morphology 
Present : mampiandry, mampiandrin', mampiandrin-, mampiandrim-
Past : nampiandry, nampiandrin', nampiandrin-, nampiandrim-
Future : hampiandry, hampiandrin', hampiandrin-, hampiandrim-

Anagrams 

Updated on 2023/01/20