Entry mampatahotra (tahotra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mahatonga hatahotra(marihina anefa fa zavatra no lazaina amin' izany): Mampatahotra ny ankizy ilay sarivongana eo ambony fasana [1.1]
Morphology 
Present : mampatahotra
Past : nampatahotra
Future : hampatahotra
Titles Hery sy ny zava-mampatahotra

Updated on 2023/01/05