Entry mampandeha (leha)
Part of speech active verb
Explanations in French Faire fonctionner [1.13]
Examples 
1ary dia mampandeha ny olona hanao ny marina, mba tsy haha diso azy; [2.59]
2Ny fiarakodia hamonjen-danonana sy ny solitany mampandeha azy : avy any ivelany. [2.503]
3Nolazain' Andrianaly fa ny menaka no mahalefaka ny tangena sy malaky mampandeha ny hoditr' akoho. [1.437]
Morphology 
Present : mampandeha
Past : nampandeha
Future : hampandeha

Updated on 2023/01/20