Entry mampanantena (antena (tena))
Part of speech active verb
Examples 
1Nomeko an' ilay mpamily faharoa ny anarako ary nampanantena azy aho fa raha misy hilàna ahy, dia ho avy aho ary hilaza ny marina. [2.4]
2Marina fa tsy vitsy ny foto-pahalalana mikasika ny toekarena izay mampanantena vokatra mampitolagaga. [4.27]
Morphology 
Present : mampanantena, mampananten-, mampanantem-, mampanante-
Past : nampanantena, nampananten-, nampanantem-, nampanante-
Future : hampanantena, hampananten-, hampanantem-, hampanante-

Anagrams 

Updated on 2020/07/31