|
|
|
|

Entry1  mamovoka
Root  2  vovoka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mandrakotra vovoka: Mamovoka io tany mianjera io fa amboary
Manetsika, mampibofoka vovoka, mampitera-jofo: Tandremo ny mamovoka rehefa mamafa trano
Enti-milaza ny vovoky ny kitrotro izay miendaka amin' ilay marary ka manidina mifindra amin' ny mbola tsy voa: Mamovoka izao ny kitrotron' ny ankizy ka aza mbola mamangy any aminay aloha ianareo
Explanations in English  5  [1.7] to cover with dust; to raise dust; to be dusty
Explanations in French  6  [1.8] couvrir de poussière; soulever la poussière; être poussiéreux
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :

Updated on 2023/01/20