Entry mamovoka (vovoka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mandrakotra vovoka: Mamovoka io tany mianjera io fa amboary
¶ Manetsika, mampibofoka vovoka, mampitera-jofo: Tandremo ny mamovoka rehefa mamafa trano
¶ Enti-milaza ny vovoky ny kitrotro izay miendaka amin' ilay marary ka manidina mifindra amin' ny mbola tsy voa: Mamovoka izao ny kitrotron' ny ankizy ka aza mbola mamangy any aminay aloha ianareo [Rajemisa 1985]
English definition to cover with dust; to raise dust; to be dusty [Hallanger 1973]
French definition couvrir de poussière; soulever la poussière; être poussiéreux [Hallanger 1974]
Morphology 
mamovoka
namovoka
hamovoka

Updated on 2020/07/31