Entry mamotsy (fotsy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manadio (metaly, nify ): Mamotsy sabatra
Mitoto vary fanintelony (rehefa avy nanamaivoka dia nanatsaitsaika azy): Ndeha mamotsy vary rankizy [1.1]
Explanations in English To whiten. [1.2, 1.7]
Explanations in French Blanchir [1.8]
Examples Zava-baovao fehizay ny nahita zazavavy malagasy madio fitafiana sy tava, ary mamotsy hoho. [2.649]
Morphology 
Present : mamotsy
Past : namotsy
Future : hamotsy
Imperative : mamotsia
Compound words 

Updated on 2023/01/20