Entry mamotsifotsy (fotsifotsy (fotsy))
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao tsinontsinona, manamavo, manimbazimba [1.1]
Explanations in English To disregard, to speak lightly of. [1.2]
 To express disdain; to denigrate [1.7]
Explanations in French Mépriser, dénigrer [1.8]
Examples Notantarain-drangahy tamin'izay ny fomban'ireo an-driamanjaka teo aloha, sy ny fomban'ireo mpivavaka vaovao izay mitady handrava ny fanjakana noho izy mamotsifotsy [2.298]
Morphology 
Present : mamotsifotsy
Past : namotsifotsy
Future : hamotsifotsy
Imperative : mamotsifotsia

Updated on 2023/01/20