Entry mamotitra (fotitra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mametraka zavatra mivadika, mampifamadika: Misy maso lavitra mamo titra ny sarin' ny zavatra jerena aminy
¶ Milaza olona roa izay olom-pady ho heny: Nahoana ity ianao no mamotitra anay mianadahy [Rajemisa 1985]
Explanations in English to invert
¶ to curse, to vilify, to use opprobrious language. [Richardson 1885]
 to turn end for end [Hallanger 1973]
Explanations in French inverser [Hallanger 1974]
Morphology 
mamotitra
namotitra
hamotitra
mamotera

Updated on 2020/07/31