Entry (1/4) | 1 mamositra |
Root | 2 fositra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mandoaka, mandavaka: Hain' ny mpandrafitra ny hamositra ity hazo ity amin' ny homamanta Manodinkodina hazo maranitra ao anaty hazo hafa iray misy loaka mba hahazoana afo: Tsy mbola mahay mamositra ny hazo mba hiteraka afo Ikoto |
Explanations in English |
5 [1.2] to ignite by friction. |
Morphology |
|
Entry (2/4) | 10 mamositra |
Root | 11 fositra |
Part of speech | 12 active verb |
Explanations in English |
13 [1.2] [Provincial]
to thrust in, as a brand, etc., thrust into the fire |
Entry (3/4) | 14 mamositra |
Root | 15 vositra |
Part of speech | 16 active verb |
Explanations in Malagasy |
17 [1.78] [Sihanaka]
mamora |
Explanations in English |
18 [1.7] to castrate |
Explanations in French |
19 [1.8] châtrer |
Vocabulary |
20 Zoology: veterinary art |
Morphology |
|
Entry (4/4) | 25 mamositra |
Root | 26 vositra |
Part of speech | 27 active verb |
Explanations in Malagasy |
28 [1.1] Manala ny voa ao anatin' ny vihina ka mahatonga tsy hiteraka |
Explanations in English |
29 [1.7] to nip off shoots |
Explanations in French |
30 [1.8] décapiter une plante 31 [1.196] ébourgeonner, tailler en vert |
Vocabulary |
32 Botany: (in general) |
Morphology |
|
Anagrams | 37 amotsiram, mamarotsy, mamo ratsy, mamositra, mamotsira |
Updated on 2020/07/31 |