Entry |
mamory
(vory)
|
Part of speech | active verb
|
Malagasy definition | ( mamorivory no fampiasa indrindra) Mandroatra, misafoaka
[Rajemisa 1985]
|
Morphology |
|
Synonyms | |
|
Entry |
mamory
(vory)
|
Part of speech | active verb
|
Malagasy definition | Miantso ho tonga miaraka, amin' ny toerana iray: Namory ny mahantra teo amin' ny fokontany izahay mba hizarana fitafiana ¶ Manaika, manainga: Namory ny Parlemanta ny Filoham-pirenena ¶ Manangona: Namory sary betsaka aho fony izaho tany Afrika [Rajemisa 1985]
|
English translation | to gather, to collect [Hallanger 1973]
|
French translation | réunir, rassembler [Hallanger 1974]
|
Morphology |
|
|
Entry |
mamory
|
Part of speech | active verb
|
Malagasy definition | [Tanala]
mamarana amin-java-maranitra ho dombo [Rakotosaona 1975]
|
|