Entry mamory (vory)
Part of speech active verb
Malagasy definition ( mamorivory no fampiasa indrindra) Mandroatra, misafoaka [Rajemisa 1985]
Morphology 
mamory
namory
hamory
Synonyms mamorivory

Entry mamory (vory)
Part of speech active verb
Malagasy definition Miantso ho tonga miaraka, amin' ny toerana iray: Namory ny mahantra teo amin' ny fokontany izahay mba hizarana fitafiana
¶ Manaika, manainga: Namory ny Parlemanta ny Filoham-pirenena
¶ Manangona: Namory sary betsaka aho fony izaho tany Afrika [Rajemisa 1985]
English definition to gather, to collect [Hallanger 1973]
French definition réunir, rassembler [Hallanger 1974]
Morphology 
mamory
namory
hamory
mamoria

Entry mamory
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Tanala] mamarana amin-java-maranitra ho dombo [Rakotosaona 1975]

Updated on 2020/07/31