Entry mamoraka (voraka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mamaha: Mamoraka tady
¶ Mamoaka avy ao anaty zavatra: Mamoraka ny tao am-bata
¶ Mampiseho izay ao anaty: Mamoraka ny ao am-po [Rajemisa 1985]
Morphology 
mamoraka
namoraka
hamoraka
mamoraha

Entry mamoraka (voraka)
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Sihanaka] mandainga [Rakotosaona 1975]

Updated on 2020/07/31