Entry | 1 mamonto |
Root | 2 vonto |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mahalena hatrany anaty, manaboboka: Tsy namonto tany akory ilay erika tao / Mamonto rano ny sponjy |
Explanations in English |
5 [1.7] to soak, to wet |
Explanations in French |
6 [1.8] saturer, imbiber |
Examples |
7 Tsy kalokalo na hirahira no mampifelana izato endriny, ranomaso no mamonto azy, mahatsiaro ny maty rehetra. [1.270#] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |