Entry mamono lalana
Elementary words mamono ; lalana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy 1) misakana na manisy fefy ny lalana tsy ho azo aleha
2) anambarana koa ny olona manao zavadratsy amin' ny asa ataony, ka tsy afaka miverina hahazo soa amin' ny raharahany intsony [1.1]
Explanations in French Prohiber, interdire un chemin, empiéter sur le chemin, le prendre [1.3]

Updated on 2023/07/13