Entry mamono hira
Elementary words mamono ; hira
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Tsy manaraka ny tena hira fa mampidina ambany na mampakatra avo, ary dia simba ny hasoan' ny hira fa tsy aralia ny tena izy [1.1]
Explanations in French Faire détonner, faire baisser la voix [1.3]

Updated on 2023/07/13