Entry mamongotra (fongotra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mandany, manafongana: Ny loka sy ny jilalaovana no namongotra ny fananan' io tovolahy io
¶ Mandripaka, mandringana: Namongotra ny vahoaka teny ambanivohitra ny pesta
¶ Mandrava hatramin' ny fotony, manafongana: Ny rivodoza no namongotra itỳ trano itỳ [Rajemisa 1985]
English translation to consume, to clear off, to cut off at the root. [Richardson 1885]
 to destroy completely, to exterminate [Hallanger 1973]
French translation détruire, anéantir, exterminer [Hallanger 1974]
Morphology 
mamongotra
namongotra
hamongotra
mamongora
Synonyms manafongotra

Updated on 2020/07/31