Entry mamongatra (fongatra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mihady, mandoatra: Mamongatra harembe avy ao anaty tany ny mpihady volamena
Mamohafoha: Tsy misy tsy misento raha mamongatra ny lasa [1.1]
Explanations in French Sortir, extraire, fouiller, déterrer, produire au jour ; faire revivre, exhiber, manifester, révéler [1.3]
Examples Mahafinaritra ny mihaino tantara, fa hoatra ny mamongatra vola milevina. [1.437]
Morphology 
Present : mamongatra
Past : namongatra
Future : hamongatra
Imperative : mamongàra
Other spellings 

Anagrams 

Updated on 2024/04/01