Entry | 1 mamongady |
Root | 2 vongady |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mividy mitambatra Manavosa, manao antontany |
Explanations in English |
5 [1.7] to sell at wholesale |
Explanations in French |
6 [1.3] entasser, acheter en bloc 7 [1.8] vendre en gros |
Examples |
8 Tsy mba mivarotra any an-tsena anefa Ratelo, fa ny mpandafy no tonga eo isan-kerinandro mamongady ny vokatra rehetra, ka mitondra azy amin' ny sarety. [2.332#] |
Vocabulary |
9 Economy: trade |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |