|
|
|
|

Entry 1  mamolohontoña
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3 [Tanala] mitera-tsetroka mitorajofo, setroka mibobobobo sy mipololotra: Misy tavy dia mamolohontoña iñ'eñe (misy ala voatevy mitera-tsetroka be irery) [1.78]

Updated on 2026/02/04