| Entry | 1 mamola-tany |
| Elementary words | 2 mamolaka, 3 tany |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 [mamolatany] [Antesaka] miasa tany
[1.78] 6 miasa ny tany, manamboatra azy tanteraka mba hahazoana vokatra tsara betsaka [1.1] |
| Updated on 2026/02/04 |
|