Entry (1/2) | 1 mamolaka |
Root | 2 folaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manapaka fa tsy tangarana Manazatra ny biby ho mora entina: Mamolaka omby Mamoritra, mampilefitra: Mamola-damba |
Explanations in English |
5 [1.7] to break but not clear off; to break to harness or for work, as a horse; to bring into subjection |
Explanations in French |
6 [1.8] rompre mais pas couper net; dompter |
Examples |
7 Be torimaso loatra mantsy izy, ka hita fa mamolaka ny tenany fatratra vao mahafoha-tena. [2.332#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 17 mamolaka |
Part of speech | 18 active verb |
Explanations in Malagasy |
19 [1.78] [Sakalava]
mioty katsaka |
Updated on 2023/09/13 |