Entry | mamola-barotra | |
Elementary words | mamolaka ; varotra | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Mampitamby ny mpivarotra ny mpividy mba hampihenany ny vidin' ny entana iadiam-barotra, na mampitamby ny mpividy ny mpivarotra mba hanekeny ny vidiny araka ny tiany hivarotana azy [1.1] | |
Explanations in English | To make a seller reduce the price. [1.2] | |
Explanations in French | Chercher à faire baisser, à réduire le prix [1.3] | |
Updated on 2023/05/23 |