Entry mamola-barotra (folaka, varotra)
Part of speech expression
Malagasy definition mampitamby ny mpivarotra ny mpividy mba hampihenany ny vidin' ny entana iadiam-barotra, na mampitamby ny mpividy ny mpivarotra mba hanekeny ny vidiny araka ny tiany hivarotana azy [Rajemisa 1985]
English definition to make a seller reduce the price. [Richardson 1885]
French definition chercher à faire baisser, à réduire le prix [Abinal 1888]

2012/04/18