Entry (1/2) | 1 mamofona |
Root | 2 fofona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mandefa fofona, mitera-pofana: Mamofona ny tany mando Maimbo: Mamofona itỳ hena itỳ fa efa nialina andro |
Explanations in English |
5 [1.7] to smell bad |
Explanations in French |
6 [1.8] sentir mauvais |
Examples |
7 ary raha miaraka amin' ny ferena dia ny tsara fanahy avy no mamofona [2.436#] 8 mamotsibotsy ny voankazo na mamofona ny zava-maniry satria mamony tsy misy orana [2.285#] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 13 mamofòna |
Root | 14 fofona |
Part of speech | 15 imperative of active verb mamofona [Full list] |
Anagrams | 16 amofonam, fanomamo, mamofona, mamofòna, namofoam |
Updated on 2023/01/20 |