Entry mamoafady (voa, fady)
Part of speech active verb
Malagasy definition enti-milaza zavatra mahamenatra loatra
¶ Enti-milaza olona miteniteny foana na miteny ratsy ka mahatonga izay manatrika eo ho menatra: Mangina ity fa aza mamoafady eo [Rajemisa 1985]
English definition [ mamoa fady ] to transgress taboo, to disgrace oneself [Hallanger 1973]
French definition déshonorer, faire rougir en disant ou faisant ce qui ne convient pas, nuire, être nuisible: Aza mamoafady olona toy izany (Ne déshonorez pas ainsi les gens) [Abinal 1888]
 [ mamoa fady ] violer les tabous, se déshonorer [Hallanger 1974]
Morphology 
mamoafady
namoafady
hamoafady
mamoafadia
Synonyms mahavoafady
Examples Manimba toetra sy ahavitan-javatra mamoa fady ny hanoanana [Andraina: Mitaraina, page 129]

2013/03/17