Entry | mamitsoka (fitsoka) | ||||||||||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||||||||||
Malagasy definition | Mamely, manisy: Mamitsoka tehamaina ¶ Mandany: Tamin' ny soavaly no namitsohan-dry Rabe mivady ny volany rehetra ¶ Manao tsara mihoatra noho...: Namitsoka indrindra tamin' ny mpianatra namany rehetra izy [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
English translation | to beat, to flog, to strike, to smite. [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |