Entry (1/2) | 1 mamita |
Root | 2 vita |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manatanteraka, manatontosa, manapitra, manao hatramin' ny farany: Mbola mamita kely ny taratasy ho an-janako aho fa aza kotabaina ~ Hamita ny trosan-dRabe amiko aloha aho vao hanao trano Manapaka, mamarana: Mamita ny fifanekeny ry zareo ao avaratra |
Explanations in English |
5 [1.7] to finish, to complete |
Explanations in French |
6 [1.8] terminer, achever |
Examples |
7 Nantsoina ny vahoaka hiara-mamita an'io; [2.588#] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 12 mamità |
Root | 13 vita |
Part of speech | 14 imperative of active verb mamita [Full list] |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] |
Explanations in French |
16 [1.3] |
Anagrams | 17 amitam, mamaty, mamita, mamità, mitama |
Updated on 2023/01/20 |