Entry maminany (vinany)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Milaza mialoha noho ny tsindrimandry: I Jeremia noanisan' ny naminany ny faharavàn' i Jerosalema
Manao vinany arakeviny fotsiny: Moa ve tsy efa naminany izao toe-javatra ankehitriny izao aho? [1.1]
Explanations in English To guess; to predict [1.7]
Explanations in French Deviner; prédire [1.3, 1.8]
 Conjecturer, prophétiser [1.3]
Examples Efa hatrany am-piondohan' ny olom-belona no nisian' ny mpihambo ho mahay maminany [2.296]
Morphology 
Present : maminany
Past : naminany
Future : haminany
Imperative : maminania

Anagrams 

Updated on 2023/01/20