Entry mametraka (petraka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao main' ny toerana anankiray: Mametraka boky eo ambony latabatra
Manome (zavatra) mba hotehirizina, manome (vola) mba hiteraka: Mametra-bola amin' ny banky
Manendry: Ny fanjakana no nametraka ahy eto
Manala, manesotra, manongana: Ny Filoha no mametraka ny mpiasam-panjakana
Mandefa, mandroaka, misaotra (vady): Antitra Rangahy vao nametraka ny vadiny [1.1]
Explanations in English To place, to seat, to put down, to make to perch; to lay, as in stonework, etc. [1.2]
 To set, to place, to lay down [1.7]
Explanations in French Mettre, placer [1.8]
Examples 
1Mametraka sakana maro ny finoana; [2.445]
2Rahefa vita, dia mahazo mametraka fanontaniana ianao. [2.270]
Morphology 
Present : mametraka
Past : nametraka
Future : hametraka
Imperative : mametraha

Updated on 2023/01/20