Entry mamerina (verina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Milaza indray: Mamerina ny teny lazaina ny ako
Manao fanindroany: Tsy afaka tamin' ny fanadinana aho taona iny ka dia voatery namerina indray taona nanaraka
Manatitra: Tsy namerina ny elo nindraminy izy
Manonitra: Moa efa namerina ny vola nangalariny ve Rakoto [1.1]
Explanations in French Rendre, rapporter, redire, ramener [1.3]
 Réviser, refaire [1.13]
Examples 
1Fa raha mbola mamerina ise, dia voatery hisaraka isika. [2.356]
2Mamerina mandrakotra sy manambitamby azy Rasoa, olon-tiany. [2.470]
Morphology 
Present : mamerina
Past : namerina
Future : hamerina
Imperative : mamerèna
Synonyms manindroa
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/07/14