Entry | 1 mamely rarangy |
Elementary words | 2 mamely, rarangy |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] mihazakazaka mitondra olona amin' ny filanjana (ny manao rarangy amin' ny mpilanja dia mitovy amin' ny manao faohany amin' ny miaramila |
Synonyms | 5 manao rarangy, mikatroka rarangy |
Updated on 2023/04/16 |