Entry mamelatra (velatra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mamela hitsotra tsara: Mamelatra karipetra handiavan' ny mpanambady ny tompontrano
¶ Manokatra: Mamelatra boky ny mpianatra
¶ Mandahatra tsara mba hanaitra ny mason' ny olona: Mamelatra ny entany vao maraina ny mpivarotra rehetra
¶ Manomana ho an' ny ilana azy: Mamelatra fandambanana
¶ Mamelatra fandriana. sns
¶ Mametraka: Mamela-pandrika ho an' ny biby ny mpihaza
¶ Manazava: Ny mpitandrina Ranona no hamelatra ny lohateny hoe: Zava-poana izao tontolo izao [Rajemisa 1985]
English definition to unroll, to spread; to set a table; to explain [Hallanger 1973]
French definition dérouler, étendre, déployer; mettre la table; expliquer [Hallanger 1974]
Morphology 
mamelatra
namelatra
hamelatra
mamelara
Synonyms mamelabelatra

2011/07/18