Entry mambotry (botry)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao izay hampahantra: Hambotry ny rahalahiny no tetik' io zazalahy io
Mandany izay ananana: Tsy tsara ny mambotry ny ray aman-dreny [1.1]
Morphology 
Present : mambotry
Past : nambotry
Future : hambotry
Imperative : mambotria
Other spellings 
Proverbs 

Updated on 2023/01/20