Entry mamay (fay)
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Tanala] manafay [Rakotosaona 1972]
 Manao izay hahafay, hahatonga olona tsy hamerina ny ratsy nataony intsony, manasazy
Mitovy hevitra: manasazy ~ manazy ~ mankafay [Rajemisa 1985]
English definition to punish, to correct, to make to disrelish or dread, to create a dislike of. [Richardson 1885]
Morphology 
mamay
namay
hamay
mamaiza

2013/03/08