Entry mamatravatra (vatravatra)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Avy mahery: Fa misy inona no mamatravatra toy izao ianao?
(orana) Latsaka vaventy sady mahery: Namatravatra be ery ny orana ka natahotra i Dada kely [1.1]
Synonyms mivatravatra

Updated on 2023/01/20