Entry mamatra (fatra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mamantatra ny haben-javatra (rano na voa) amin' ny famarana: Mamatra ny tsaramaso hovidiny ao an' efitra ao Rabe
¶ Mandoa: Mbola mamatra ny volako izy
¶ Mandray: Efa namatra ny volanao ve ianao [Rajemisa 1985]
English definition to measure in a rice measure or in a basket. [Richardson 1885]
 to measure in a container [Hallanger 1973]
French definition mesurer avec une mesure de capacité [Hallanger 1974]
Morphology 
mamatra
namatra
hamatra
mamara
Quotes 

Entry mamatra
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Sihanaka] mamarana [Rakotosaona 1972]

2011/09/12