Entry | 1 mamatotra |
Root | 2 fatotra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mifehy: Mamatotra entana amin' ny kofehy 5 Mandrohy: Mamatotra adala 6 Managadra: Mamatotra mpangalatra amin' ny rojo vy [1.1] |
Explanations in English |
7 to bind. [1.2] 8 to tie, to bind [1.7] |
Explanations in French |
9 attacher, lier [1.8] |
Examples |
10 Tsy mandray kofehy na mamatotra entana. [1.381#] 11 Mikofokofoka, nefa vao mainka mamatotra azy Rabekibo. [2.332#] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |