Entry mamaritra (faritra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manisy tsipika manodidina, mamala, mamangitra: Mamaritra tanimboly
Mametra: Ny tendrombohitra Bemaraha no mamaritra ny tanin' ny Sakalava aty atsinanana / Fa iza no mba hamaritra ny fahefako eto an-tokantranoko? [1.1]
Explanations in English To mark out, to set boundary lines, to set dimensions. [1.2]
Examples 
1Ny lalàna no mamaritra izany. [1.320]
2Ny toe-bola sy ny velaran-tany volena no mamaritra ny safidy. [2.117]
Morphology 
Present : mamaritra
Past : namaritra
Future : hamaritra
Imperative : mamarita
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/08/26