Entry mamarina (varina)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manosika am-pidinana, manjera: Nitetika hamarina an-tevana an' Imboasalama zanak' anabaviny Andrianjafy, ka izany no nahatonga ilay fitenenana: "anadahin-dreny mamarina an-kady"
¶ Mandefa any an-tsiraka, any am-pita: Lasa namarina omby any Toliara izy [Rajemisa 1985]
Morphology 
mamarina
namarina
hamarina
mamana

Entry mamarina (vary)
Part of speech imperative of active verb mamary [full list]
Malagasy definition  [Tambahoaka] manomboha! [Rakotosaona 1972]

2010/05/14